Skip to content
Août 20, 2025

LeDéfi.Mg

Presse en Ligne et Web Tv

Bigyapaan Image
  • Actualités
    • Actualités
    • Politique
    • Sociale
    • Environnement
  • Raharaham-pirenena
    • Raharaham-pirenena
    • Sosialy
  • Contact
  • WebTv LeDéfi

Catégorie : Raharaham-pirenena

TSY HANDEFITRA AMIN’IREO MIKASA HANOHITOHINA NY FILAMINANA IREO MPITANDRO NY FILAMINANA
Raharaham-pirenena

TSY HANDEFITRA AMIN’IREO MIKASA HANOHITOHINA NY FILAMINANA IREO MPITANDRO NY FILAMINANA

admin22 décembre 202422 décembre 2024

FANAPARITAHANA VOKAM-PIFIDIANANA DISO: TSY HANDEFITRA AMIN’IREO MIKASA HANOHITOHINA NY FILAMINANA IREO MPITANDRO NY FILAMINANA Nanao fanambarana androany alahady 22 desambra 2024 ny vondron’ny mpitandro filaminana : Zandary – Polisy – Miaramila ary…

CENI : LASIBATRY NY FAKE NEWS
Raharaham-pirenena

CENI : LASIBATRY NY FAKE NEWS

admin21 décembre 202421 décembre 2024

▶️ Miato vonjimaika ny tranokalan’ny vaomieram-pirenena mahaleotena misahana ny fifidianana (CENI) noho ny fisian’ireo tsy mataho-tody manandrana  » mi-pirate »  miditra amin’izany tranokala izany ary manova ny vokatra izay taratry ny safidim-bahoaka.  Efa…

Fikambanana Tanora Avaradrano Mandray Andraikitra : Nandray anjara tamin’ny fanarenana ny pavé simba teo Laniera Anosy Avaratra
Raharaham-pirenena

Fikambanana Tanora Avaradrano Mandray Andraikitra : Nandray anjara tamin’ny fanarenana ny pavé simba teo Laniera Anosy Avaratra

admin18 décembre 202418 décembre 2024

Rehefa hitan’ireo mpikambana eo anivon’ny  Fikambanana Tanora Avaradrano Mandray Andraikitra  na TAMA ny fahasimban’ny pavé eo amin’ny lalana pavé mampitohy an’Antsofinondry Anosy Avaratra sy Ivato, dia nisy avy hatrany ny fandraisana anjara…

Ny firotsahan’i Tahina Razafinjoelina no nahavoa ny TIM teto Antananarivo
Raharaham-pirenena

Ny firotsahan’i Tahina Razafinjoelina no nahavoa ny TIM teto Antananarivo

admin17 décembre 202417 décembre 2024

Ny firotsahan’i Tahina Razafinjoelina no nahavoa ny TIM teto Antananarivo hoy Hery RASOAMAROMAKA – Governora Analamanga Ny firotsahan’i Tahina Razafinjoelina no nahavoa ny TIM teto Antananarivo hoy #Hery_RASOAMAROMAKA – Governora Faritra Analamanga…

Andekaleka : FANOKAFANA NY TAOM-PAMBOLEN-KAZO 2025
Raharaham-pirenena

Andekaleka : FANOKAFANA NY TAOM-PAMBOLEN-KAZO 2025

admin16 décembre 202416 décembre 2024

▶Notanterahana tany Andekaleka androany 16 desambra 2024 ny fanokafana amin’ny fomba ofisialy ny taom-pambolen-kazo 2024- 2025. Nitarika izany ny Filoham-pirenena Andry RAJOELINA notronin’ireo mpikambana eo anivon’ny Governemanta.« Ny ala antoky ny Rano…

Baolina kitra : HITADY VAHAOLANA HIALANA AMIN’NY FAHARESENA LAVA NY FEDERASIONA
Raharaham-pirenena

Baolina kitra : HITADY VAHAOLANA HIALANA AMIN’NY FAHARESENA LAVA NY FEDERASIONA

admin15 décembre 202415 décembre 2024

Tsy hipetra-potsiny manoloana ny faharesana lava mahazo ny ekipapirenena BAREA ny eo anivon’ny Federasiona Baolina Kitra na FMF fa vonona hitady vahaolana.Hatomboka amin’ny fakan-kevitry ny mpisehatra rehetra izany. Noho izany indrindr dia…

MERCY SHIPS : NIALA TAO TOAMASINA ARY HIVERINA INDRAY AMIN’NY FBROARY 2025
Raharaham-pirenena

MERCY SHIPS : NIALA TAO TOAMASINA ARY HIVERINA INDRAY AMIN’NY FBROARY 2025

admin14 décembre 202414 décembre 2024

▶Nanainga tao Toamasina omaly 13 Desambra 2024 ary hiverina ao Toamasina indray amin’ny volana febroary 2025 – izany hoe afaka roa volana mahery ilay sambo MERCY SHIPS – izay nanatanteraka asa sosialy…

Filoha Andry RAJOELINA : «  IZAY LANY EO DIA TOHANANA AVOKOA… »
Raharaham-pirenena

Filoha Andry RAJOELINA : «  IZAY LANY EO DIA TOHANANA AVOKOA… »

admin11 décembre 202411 décembre 2024

Filoha Andry RAJOELINA : «  IZAY LANY EO DIA TOHANANA AVOKOA… » Teny amin’ny Birao fandatsaham-bato teny Ambatobe no nanatontosa ny adidiny tamin’ny fandatsaham-bato androany ny Filoha Andry Rajoelina. Adidin’ny olom-pirenena rehetra ny manefa…

Afaka mifidy ireo tsy manana kara-pifidianana RAHA ao anaty lisitra
Raharaham-pirenena

Afaka mifidy ireo tsy manana kara-pifidianana RAHA ao anaty lisitra

admin11 décembre 202411 décembre 2024

Nanao fampahatsiahivana ny CENI androany fa a𝗳𝗮𝗸𝗮 𝗺𝗶𝗳𝗶𝗱𝘆 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝘁𝘀𝘆 𝗺𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗸𝗮𝗿𝗮-𝗽𝗶𝗳𝗶𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 raha ao anaty lisitry ny mpifidy ny anarany. Tsy maintsy mampiseho ny CIN na karapanondro kosa anefa izy. Androany moa…

Harilala RAMANANTSOA : NAFANA NY HETSIKA FARADOBOKA TENY AMIN’NY COLiSEUM ANTSONJOMBE
Raharaham-pirenena

Harilala RAMANANTSOA : NAFANA NY HETSIKA FARADOBOKA TENY AMIN’NY COLiSEUM ANTSONJOMBE

admin9 décembre 20249 décembre 2024

Nafana ny fihaonambe faradoboka nataon’ny Kandida Ben’ny Tanàna CUA laharana faha-7 Harilala RAMANANTSOA tetsy amin’ny Coliseum Antsonjombe. Feno hipoka ny toerana . Mazava ny sary tian’ny vahoaka ampitaina. Vonona hametraka fanantenana amin’i…

Navigation des articles

Articles plus anciens
Articles plus récents

ledefi madagascar

ARTICLES RECENTS...

  • SADC : Cyril Ramaphosa salue le leadership du Président Andry Rajoelina
  • 45ᵉ Sommet de la SADC : Appel à la paix en RDC et à un cessez-le-feu immédiat à Gaza
  • Infrastructure : Premier tronçon de l’autoroute Tana- Toamasina inauguré
  • Andry Rajoelina prend la tête de la SADC jusqu’en 2026
  • CCI Ivato : Madagascar accueille le 45e Sommet de la SADC

LeDéfi WebTv

banniere

Categories

  • Actualités
  • Environnement
  • Politique
  • Raharaham-pirenena
  • Sociale
  • Sosialy
web tv

© LeDéfi Madagascar - Créé en 2017 - Membre de l'Ordre des Journalistes de Madagascar (OJM) et de l'Association Professionnelle de la Presse en Ligne à Madagascar (APPEL) / Tsy azo adika na alain-tahaka