Fiaraha-monina Mikea : Resy lahatra hampanao vaksiny ny zanany ny 50%n’ireo ray aman-dreny
Na dia tsy mora aza ny fanovam-pitondran-tena , resy lahatra ny hampanao ireo vaksiny mahazatra na ny « vaccination de routine » ireo zanany latsaky ny 5 taona ireo ray aman-dreny Mikea monina any…