Fake news ” ilay taratasy miparitaka milaza fa naaato ny fanendrena #PDS ao Antsiranana.
🔲”Fake news ” ilay taratasy miparitaka milaza fa nahaton’ny minisiteran’ ny Fitsinjaram-pahefana ny fanendrena #PDS ao Antsiranana. Nanao fanambarana ny MFFT na ny Ministeran’ny Fitsinjaram-pahefana sy Fanajariana fa vaovao sandoka sy hosoka…