Distrika Marolambo : MISY MINIA MAMPIFANGARO NY SEHATRY NY FAHASALAMANA SY NY POLITIKA
Tsy tokony hidiran’ny disadisa politika mihitsy ny raharahan’ny asan’ny mpisehatra ara-pahasalamana, indrindra ny zava-misy ao amin’ny Distrikan’i Marolambo.Noho ny ady tombontsoa sy mifandray amin’ny resaka politika tokoa mantsy dia iharan’ny antsojay ny…