» Prime exceptionnelle » – Vola mitentina 388.162.000 ariary avy amin’ny Filoham-pirenana
Isan’ny fomba fiasa vaovao apetraka moa dia hoe izay miasa tsara sy anaty fahintsina, ary mahazo vokatra tsara dia omena fankasitrahana. Izay indrindra no teboka faha roa amin’ny fidiana ifotony nataon’ny filoha…