Skip to content
Avr 17, 2026

LeDéfi.Mg

Presse en Ligne et Web Tv

Bigyapaan Image
  • Actualités
    • Actualités
    • Politique
    • Sociale
    • Environnement
  • Raharaham-pirenena
    • Raharaham-pirenena
    • Sosialy
  • Contact
  • WebTv LeDéfi

Catégorie : Sosialy

Antenimieram-pirenena : Mpiasa 42 mianadahy notolorana mari-pankasitrahana
Sosialy

Antenimieram-pirenena : Mpiasa 42 mianadahy notolorana mari-pankasitrahana

admin17 décembre 202417 décembre 2024

▶Nisy ny fanolorana mari-pankasitrahana ho an’ireo 42 mianadahy mianaka, mpiasa nandeha nisotro ronono ny taona 2022, 2023 ary 2024, mba ho mariky ny fisaorana azy ireo tamin’ny asa izay nataony teo anivon’ny…

Ady tany ao Amboanara Hell Ville Nosy Be : EFA NISY NY DIDY RAIKITRA SAINGY TSY NAMPIHARINA…
Sosialy

Ady tany ao Amboanara Hell Ville Nosy Be : EFA NISY NY DIDY RAIKITRA SAINGY TSY NAMPIHARINA…

admin10 décembre 202410 décembre 2024

▶Efa nisy didim-pitsarana raikitra navoakan’ny Fitsarana Ambaratonga Voalohany ao Nosy Be mikasika ny ampahan-tany izay an’ny Ramatoa Tpkv FATIMA ny taona 2015 , izay mirefy 37 a , ao Amboanara Hell Ville…

Village Engage For Change
Sosialy

Village Engage For Change

admin9 décembre 20249 décembre 2024

“Village Engage For Change” : Tontosa tetsy amin’ny Gare Soarano Orange Digital Center Madagascar , hetsika ny andiany voalohany amin’ny fampisehoana. Manoloana ny toetr’andro, ny fahasalamana, ny fanabeazana, ny fanomezan-danja ny vehivavy,…

Déviation Pont Ifasy AMBILOBE : AMPERIN’ASA TANTERAKA NY ORINASA COLAS
Raharaham-pirenena Sosialy

Déviation Pont Ifasy AMBILOBE : AMPERIN’ASA TANTERAKA NY ORINASA COLAS

admin2 décembre 20242 décembre 2024

Déviation Pont Ifasy AMBILOBE : AMPERIN’ASA TANTERAKA NY ORINASA COLAS MANARINA NY FAHASIMBANA VOKATRY NY ROTSAK’ORANA BETSAKA Androany alatsinainy 02 Desambra 2024, dia efa amperin’asa tanteraka manao ny asa fanarenana eo amin’ny « déviation…

TAREHIMARIKA OFISIALY MIKASIKA ILAY lozam-pifamoivoizana niseho tao Betroka
Raharaham-pirenena Sosialy

TAREHIMARIKA OFISIALY MIKASIKA ILAY lozam-pifamoivoizana niseho tao Betroka

admin29 novembre 202429 novembre 2024

👉 Miisa 172 ny mpandeha tao anatin’ilay Karandale – 106 ny olondehibe ary 66 ny ankizy👉Miisa 09 no vatana mangatsiaka efa hita, razana miisa 3 mbola karohana👉Ny Minisiteran’ny Fitanterana sy nyFamantarana ny…

Sehatry ny fananantany: MPANAO GAZETY 17 NAHAZO FAMPIOFANANA FANAMAFISANA FAHAIZA-MANAO
Raharaham-pirenena Sosialy

Sehatry ny fananantany: MPANAO GAZETY 17 NAHAZO FAMPIOFANANA FANAMAFISANA FAHAIZA-MANAO

admin26 novembre 202426 novembre 2024

Notanterahana ny faha 21 sy faha 22 novambra lasa teo tany Antsirabe , faritr’i Vakinankaratra ny fanamafisana ny fahaiza-manaon’ireo mpanao gazety andiany faharoa mikasika ny fifandraisan’ny Fananantany, ny Miralenta ary ny Fiovan’ny…

Jaipur Foot Mada : ivontoerana hakana refy sy lasitra hanomezana ratsam-batana artifisialy
Raharaham-pirenena Sosialy

Jaipur Foot Mada : ivontoerana hakana refy sy lasitra hanomezana ratsam-batana artifisialy

admin12 novembre 202412 novembre 2024

Notanterahina androany ny lanonana fanokafana ny camp « Jaipur Foot  Mada » eny amin’ny Galaxy Andraharo. Toerana natao handraisana, hakana refy, lasitra sy hanomezana ny ratsam-batana artifisialy ( tanana fa indrindra ny…

Fizarana rano eto an-drenivohitra : kamiô 42 no nahetsika
Raharaham-pirenena Sosialy

Fizarana rano eto an-drenivohitra : kamiô 42 no nahetsika

admin8 novembre 20248 novembre 2024

Nanao tatitra mikasika ny fizarana rano eto an-drenivohitra ny avy amin’ny ministeran’ny Rano sy ny Fidiovana.Tao anatin’ny 21 andro niasan’ilay vovonana COR dia avo fito heny noho ny teo aloha ny fatra…

FIRENENA FAHA-13 MANERATANY I MADAGASIKARA, FITONDRANA VOHOKA ALOHA LOATRA
Raharaham-pirenena Sosialy

FIRENENA FAHA-13 MANERATANY I MADAGASIKARA, FITONDRANA VOHOKA ALOHA LOATRA

admin8 novembre 20248 novembre 2024

«Mbola tsy voahaja ny zon’ny tanora hisitraka fanabeazana ara-pananahana feno, ka tsy hahafahany tena mandray fanapahan-kevitra voalanjalanja.» «firenena faha-13 maneran-tany, eo amin’ny fitondrana vohoka aloha loatra i Madagasikara ,araka ny antontan’isa navoakan’ny…

AMPIAKARINA NY FISOTROAN-DRONONON’IREO 80 TAONA NOHO NY MIAKATRA
Raharaham-pirenena Sosialy

AMPIAKARINA NY FISOTROAN-DRONONON’IREO 80 TAONA NOHO NY MIAKATRA

admin7 novembre 20247 novembre 2024

Fiahiana ara-tsosialy Cnaps : AMPIAKARINA NY FISOTROAN-DRONONON’IREO 80 TAONA NOHO NY MIAKATRA SY NY PENSION DE VEUVAGE IZAY SAMBANY VAO NISY FAMPIAKARANA Tsara tantana ny vola miditra ao amin’ny Cnaps ka sambany no…

Navigation des articles

Articles plus anciens
Articles plus récents

ledefi madagascar

ARTICLES RECENTS...

  • FIN DE CAVALE POUR LE COLONEL PATRICK RAKOTOMAMONJY
  • Famille Bouka : cap sur l’Everest dans 14 jours
  • Raj Alexandre Bouka : un jeune Malgache à l’assaut de l’Everest
  • Revirement diplomatique : le Mali se range derrière la position marocaine sur le Sahara
  • EVEREST 2026 : LA FAMILLE BOUKA ENTRE DANS LA DERNIÈRE PHASE DE PRÉPARATION

LeDéfi WebTv

banniere

Categories

  • Actualités
  • Environnement
  • Politique
  • Raharaham-pirenena
  • Sociale
  • Sosialy
web tv

© LeDéfi Madagascar - Créé en 2017 - Membre de l'Ordre des Journalistes de Madagascar (OJM) et de l'Association Professionnelle de la Presse en Ligne à Madagascar (APPEL) / Tsy azo adika na alain-tahaka