Antsirabe – Tanora manao fanabeazana aizana : Mbola tsy ampy taona ny ankamaroany
Mbola tsy ampy taona avokoa ny ampahatelon’ireo olona tonga manatona ny CSB II Ambalavato, Faritra Vakinankaratra, Distrika Antsirabe I, hisitraka tolotra fanabeazana aizana raha 80 – 100 isan’ndro . «Mpianatry amin’ny lisea…