Fitantanana ny fananan-tany : NANDROSO SOSON-KEVITRA DIMY NY FIRAISAMONIM-PIRENENA
Soson-kevitra dimy no nivoaka taorian’ny fikaonan-doham-pirenena mikasika ny fananan-tany izay natao teny amin’ny Panorama Andrainarivo ny faha 27 sy faha 28 aprily lasa teo. Mifototra amin’ny zo fisitrahana ny tany ny soson-kevitra…







