“Village Engage For Change” : Tontosa tetsy amin’ny Gare Soarano Orange Digital Center Madagascar , hetsika ny andiany voalohany amin’ny fampisehoana.
Manoloana ny toetr’andro, ny fahasalamana, ny fanabeazana, ny fanomezan-danja ny vehivavy, ny ady amin’ny kolikoly,eny na ireo manana fahasembanana dia ,misy ny seho hetsika izay ataon’ny Orange Madagascar .
Misongadina amin’izany ny fandraisana anjaran’ny mpiasa amin’ny alalan’ny asa an-tsitrapo.
Ahafahan’ny mpitsidika mihaona amin’ireo mpisehatra sy mpiara-miombon’antoka ,misy toerana maromaro hanehoana ny hetsika rehetra ataon’ny Orange Madagascar.
Hampiranty ny vokatra amin’ny alalan’ny “Bazary Firaisankina” ihany koa mandritra ny hetsika izay haharitra roa andro ihany koa Ireo vehivavy niofana tao amin’ny “Trano nomerika ho an’ny vehivavy” ho fanomezan-danja ny Vehivavy.