Skip to content
Juin 4, 2025

LeDéfi.Mg

Presse en Ligne et Web Tv

Bigyapaan Image
  • Actualités
    • Actualités
    • Politique
    • Sociale
    • Environnement
  • Raharaham-pirenena
    • Raharaham-pirenena
    • Sosialy
  • Contact
  • WebTv LeDéfi

Catégorie : Sosialy

Fandalovan’ny Cyclone DIKELEDI: TSY DIA NISY FIANTRAIKANY TAMIN’NY FOTODRAFITRASAN ‘ NY LALANA TANY AVARATRY NY NOSY
Sosialy

Fandalovan’ny Cyclone DIKELEDI: TSY DIA NISY FIANTRAIKANY TAMIN’NY FOTODRAFITRASAN ‘ NY LALANA TANY AVARATRY NY NOSY

admin14 janvier 202514 janvier 2025

Tsy dia namela takaitra goavana teo amin’ny lalana sy ny tetezana, izay ifamezivezen’ny mponina sy ny mpampiasa lalana ny fandalovan’ny Cyclone Dikeledi tany amin’ny faritra Avaratry ny Nosy , raha mikasika ny…

FENO ANDEKALEKA – MIATO NY DELESTAZY MIFANDIMBY
Sosialy

FENO ANDEKALEKA – MIATO NY DELESTAZY MIFANDIMBY

admin14 janvier 202514 janvier 2025

Nanao fanambarana ny eo anivon’ny Jirama fa miaato ny fahatapahan-jiro mifandimby.Amin’izao fahatongavan’ny orana izao dia efa miasa satria feno ny toho-drano ao amin’ny tobi-pamokarana ao Andekaleka. Nampahatsiahy kosa anefa ny Jirama fa…

NISY NAMAKY NY FASAN’NY ANDRIAMBE RAZAKARATRIMO ( RAY NITERAKA NY MPANJAKA RANAVALONA II )
Raharaham-pirenena Sosialy

NISY NAMAKY NY FASAN’NY ANDRIAMBE RAZAKARATRIMO ( RAY NITERAKA NY MPANJAKA RANAVALONA II )

admin11 janvier 202511 janvier 2025

Fantatra ankehitriny fa nisy namaky ny fasana nanafenana ny Andriambe RAZAKARATRIMO ( Ray niteraka ny Mpanjaka vavy RANAVALONA faha-II ). Io toerana misy ny fasana io moa dia tsy aiza fa etsy…

Andro ratsy : Ahiana hitondra orambe sy rivotra mahery vaika amin’ny sabotsy
Sosialy

Andro ratsy : Ahiana hitondra orambe sy rivotra mahery vaika amin’ny sabotsy

admin7 janvier 20257 janvier 2025

Arahi-maso akaiky ankehitriny ilay andro ratsy Dikeledi izay mety hisy fiantraikany eto amintsika ny faran’ny herinandro izao.Raha ny vinavinan’ny mpamantatra toetrandro, dia hitondra orambe sy rivotra mifofofofo izy io. Amin’izao fotoana izao…

Nitohy teny amin’ny kianja Maki Andohatapenaka ny tetikasa MIFAMPITSIMBINA
Sosialy

Nitohy teny amin’ny kianja Maki Andohatapenaka ny tetikasa MIFAMPITSIMBINA

admin23 décembre 202423 décembre 2024

Taorian’ny fihantoana andro vitsy noho ny fifidianana kaominaly sy monisipaly dia nitohy androany, teny amin’ny kianja Maki Andohatapenaka ny fizarana fanampiana ho an’ireo fianakaviana sahirana amin’ny alalan’ny tetikasa MIFAMPITSIMBINA, izay fizarana vary,…

SEKOLY SATMA : NOELIN’NY ANKIZY MPIANATRA 2024
Sosialy

SEKOLY SATMA : NOELIN’NY ANKIZY MPIANATRA 2024

admin21 décembre 202421 décembre 2024

▶Tamin’ny alalan’ny seho an-tsehatra maro  : dihy , hira , fitendrena zava -maneno ( flute , piano ) , tsianjery , tantara an-tsehatra no nanehoan’ny mpianatry ny Sekoly Anglikana Trinite Masina Avaratranjoma…

Apmf : Namafisina ny fepetra fiarovana
Sosialy

Apmf : Namafisina ny fepetra fiarovana

admin21 décembre 202421 décembre 2024

Taorian’ny tatitry ny filan-kevitry ny Minisitra notontonsaina ny Alarobia lasa teo dia namoaka naoty fanampim-panazavana ny eo anivon’ny Agence Portuaire Maritime et Fluviale APMF Mahajanga eto Madagasikara .«Fanamafisana ny lafin’ny fiarovana ny…

NOELIN’NY FITIA 2024 EO AMBOHIJATOVO
Sosialy

NOELIN’NY FITIA 2024 EO AMBOHIJATOVO

admin21 décembre 202421 décembre 2024

▶Azon’ny rehetra tsidihana hatramin’ny faha-5 janoary 2025 ny ravaka sy jiro maroloko etsy Ambohijatovo. Ny Filoham-pirenena Andry RAJOELINA moa no tonga nisantatra ny fisokafan’ity toerana mahafinaritra etsy Ambohijatovo ity – ary nandritra…

Fiaraha-miasan’ny YAS Madagascar sy ny UNFPA
Sosialy

Fiaraha-miasan’ny YAS Madagascar sy ny UNFPA

admin19 décembre 202419 décembre 2024

Nampahafantatra ny fisian’ny fiaraha-miasa stratejika eo amin’ny YAS Madagascar sy ny Tahirim-bolan’ny Firenena Mikambana momba ny mponina (UNFPA), ny roa tonta izay mikendry ny fanatsarana ny toe-pahasalamana eto Madagasikara. Ity tetikasa ity…

Antenimieram-pirenena : Mpiasa 42 mianadahy notolorana mari-pankasitrahana
Sosialy

Antenimieram-pirenena : Mpiasa 42 mianadahy notolorana mari-pankasitrahana

admin17 décembre 202417 décembre 2024

▶Nisy ny fanolorana mari-pankasitrahana ho an’ireo 42 mianadahy mianaka, mpiasa nandeha nisotro ronono ny taona 2022, 2023 ary 2024, mba ho mariky ny fisaorana azy ireo tamin’ny asa izay nataony teo anivon’ny…

Navigation des articles

Articles plus anciens
Articles plus récents

ledefi madagascar

ledefi

ARTICLES RECENTS...

  • OIF : Le Gouverneur par Interim de la. Région Atsinanana en mission officiel à. Lyon , France
  • Souveraineté marocaine sur le Sahara: Retour à la légitimité historique
  • Andro iraisam-pirenena ho an’ny tontolo iainana: Hifantoka amin’ny ady amin’ny fiparitahan’ny fako plastika
  • Visite d’État de la Présidente slovène à Madagascar : Vers un partenariat stratégique renforcé
  • Andry Rajoelina appelle les Malgaches à hisser le drapeau national en signe de patriotisme 

LeDéfi WebTv et Presse en ligne : 034 05 515 47

Categories

  • Actualités
  • Environnement
  • Politique
  • Raharaham-pirenena
  • Sociale
  • Sosialy
baniera

© LeDéfi Madagascar - Créé en 2017 - Membre de l'Ordre des Journalistes de Madagascar (OJM) et de l'Association Professionnelle de la Presse en Ligne à Madagascar (APPEL) / Tsy azo adika na alain-tahaka