Raharaham-pirenena

« 𝐏𝐀𝐒𝐒𝐀𝐆𝐄𝐒 𝐀 𝐆𝐔É » 𝐈𝐅𝐀𝐒𝐘 𝐒𝐘 𝐌𝐀𝐇𝐀𝐕𝐀𝐕𝐘 : 𝐕𝐈𝐓𝐀 𝐓𝐀𝐍𝐓𝐄𝐑𝐀𝐊𝐀 𝐈𝐑𝐄𝐎 𝐀𝐒𝐀 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐑𝐄𝐍𝐀𝐍𝐀

Vita tanteraka ny asa fanarenana ireo simba teo amin’ny fivilian-dalana na  » déviation pour passage à gué » eo Ifasy, PK 537+ 329, sy eo Mahavavy PK 568+720, amin’ny lalam-pirenena fahaenina « RN6 », notanterahin’ny…