Andro tsy fiasàna nefa andraisana karama ny 11 Desambra 2024
Namoaka fampahafantarana ny teo anivon’ny Ministeran’ny Asa sy ny Lalana sosialy fa andro tsy fiasàna nefa andraisana karama ny 11 Desambra 2024 – fotoana hanatanterahana ny fifidianana Ben’ny tanàna sy ny mpanolotsaina…






