Afaka mifidy ireo tsy manana kara-pifidianana RAHA ao anaty lisitra
Nanao fampahatsiahivana ny CENI androany fa a𝗳𝗮𝗸𝗮 𝗺𝗶𝗳𝗶𝗱𝘆 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝘁𝘀𝘆 𝗺𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗸𝗮𝗿𝗮-𝗽𝗶𝗳𝗶𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 raha ao anaty lisitry ny mpifidy ny anarany. Tsy maintsy mampiseho ny CIN na karapanondro kosa anefa izy. Androany moa…







