Andekaleka : FANOKAFANA NY TAOM-PAMBOLEN-KAZO 2025
▶Notanterahana tany Andekaleka androany 16 desambra 2024 ny fanokafana amin’ny fomba ofisialy ny taom-pambolen-kazo 2024- 2025. Nitarika izany ny Filoham-pirenena Andry RAJOELINA notronin’ireo mpikambana eo anivon’ny Governemanta.« Ny ala antoky ny Rano…






