Skip to content
Août 20, 2025

LeDéfi.Mg

Presse en Ligne et Web Tv

Bigyapaan Image
  • Actualités
    • Actualités
    • Politique
    • Sociale
    • Environnement
  • Raharaham-pirenena
    • Raharaham-pirenena
    • Sosialy
  • Contact
  • WebTv LeDéfi

Catégorie : Raharaham-pirenena

Sehatry ny fananantany: MPANAO GAZETY 17 NAHAZO FAMPIOFANANA FANAMAFISANA FAHAIZA-MANAO
Raharaham-pirenena Sosialy

Sehatry ny fananantany: MPANAO GAZETY 17 NAHAZO FAMPIOFANANA FANAMAFISANA FAHAIZA-MANAO

admin26 novembre 202426 novembre 2024

Notanterahana ny faha 21 sy faha 22 novambra lasa teo tany Antsirabe , faritr’i Vakinankaratra ny fanamafisana ny fahaiza-manaon’ireo mpanao gazety andiany faharoa mikasika ny fifandraisan’ny Fananantany, ny Miralenta ary ny Fiovan’ny…

Hetra alaina amin’ny Mobile Money : Miantso ny solombavambahoaka hiditra an-tsehatra ny Mvola, Orange Money, ary Airtel Money
Raharaham-pirenena

Hetra alaina amin’ny Mobile Money : Miantso ny solombavambahoaka hiditra an-tsehatra ny Mvola, Orange Money, ary Airtel Money

admin24 novembre 202424 novembre 2024

⭕Nanao fanambarana niraisana indray ny Opérateur Mobile Money ary miantso ny solombavambahoaka isaky ny distrika, hiaro ny mpifidy azy ireo – manoloana ilay fikasana hampakatra ny hetra sy haba alaina amin’ny « transaction…

Fampielezan-kevitra / Sabotsy – Namehana: NITOMBO HATRANY IREO NANARA-DIA AN ‘ I SITRAKA ANDRIANARIVAO LAHARANA FAHA-5
Raharaham-pirenena

Fampielezan-kevitra / Sabotsy – Namehana: NITOMBO HATRANY IREO NANARA-DIA AN ‘ I SITRAKA ANDRIANARIVAO LAHARANA FAHA-5

admin23 novembre 202423 novembre 2024

Feno dia feno ny fandaharam-potoana ho an’ny kandida laharana faha- 5 Sitraka Andrianarivao , kandida Ben’ny tanàna eto Sabotsy Namehana, androany sabotsy 23 Novambra 2024. Natomboka tamin’ny fitetezana ireo toerana samihafa :…

Sabotsy Namehana : EFA MARO IREO RESY LAHATRA AMIN’ NY KANDIDA SITRAKA ANDRIANARIVAO LAHARANA FAHA-5
Raharaham-pirenena

Sabotsy Namehana : EFA MARO IREO RESY LAHATRA AMIN’ NY KANDIDA SITRAKA ANDRIANARIVAO LAHARANA FAHA-5

admin21 novembre 202421 novembre 2024

Tamin’ny alàlan’ny diabe namakivaky ny tanàna teto Sabotsy Namehana no nanombohan’ny kandidà laharana faha – 5, Sitraka Andrianarivao ny fampielezan-kevitra. Hita nandritra izany sahady fa marobe ireo resy lahatra nanaraka an’ity kandida…

Ankadikely Ilafy : KARNAVAL LEHIBE NO NANOKAFAN’I RIJA RAJAONAH – LAHARANA FAHA -3 NY FAMPIELEZAN-KEVITRA
Raharaham-pirenena

Ankadikely Ilafy : KARNAVAL LEHIBE NO NANOKAFAN’I RIJA RAJAONAH – LAHARANA FAHA -3 NY FAMPIELEZAN-KEVITRA

admin20 novembre 202420 novembre 2024

Karnaval lehibe niainga teo amin’ny trano fonenany teo Ambohitrarahaba no nanokafan’ny Kandida laharana faha-3 Rija RAJAONAH ny fampielezan-kevitra. Nisy ny fitetezana ireo Fokontany 18 manerana ny Kaominina. Ho fanatsarana sy fanohizana fampandrosoana…

« Aoka tsy hanaiky ho rebireben’ny mpialona sy ireo tsy te handroso isika « 
Raharaham-pirenena

« Aoka tsy hanaiky ho rebireben’ny mpialona sy ireo tsy te handroso isika « 

admin17 novembre 202417 novembre 2024

Aoka tsy hanaiky ho rebireben’ny mpialona sy ireo tsy te handroso isika , hoy ny Filoha Andry Rajoelina nandritra ny fitokananaArena Sport Toamasina io hariva io. Mahazaka olona hatramin’ny 6 500 ity…

ANDRO MANERATANY HO AN’NY ZAZA TSY TONGA VOLANA
Raharaham-pirenena

ANDRO MANERATANY HO AN’NY ZAZA TSY TONGA VOLANA

admin16 novembre 202416 novembre 2024

ANDRO MANERATANY HO AN’NY ZAZA TSY TONGA VOLANA :« Manaitra ny be sy ny maro ireo fikambanana misehatra amin’ ny tontolon’ny reny sy ny zaza. »  Ho fankalazana ny andro maneratany ho an’ny…

Fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny taom-pambolena 2024-2025
Raharaham-pirenena

Fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny taom-pambolena 2024-2025

admin13 novembre 202413 novembre 2024

Ho averina sompitry Madagasikara indray Ambatondrazaka eo amin’ny sehatry ny famokaram-bary. Antenaina ny hahatongavana amin’izany amin’ny fampiasana ireo teknika moderina sy zezika ary masomboly , hoy ny Governora Faritra Alaotra Mangoro Dr…

Jaipur Foot Mada : ivontoerana hakana refy sy lasitra hanomezana ratsam-batana artifisialy
Raharaham-pirenena Sosialy

Jaipur Foot Mada : ivontoerana hakana refy sy lasitra hanomezana ratsam-batana artifisialy

admin12 novembre 202412 novembre 2024

Notanterahina androany ny lanonana fanokafana ny camp « Jaipur Foot  Mada » eny amin’ny Galaxy Andraharo. Toerana natao handraisana, hakana refy, lasitra sy hanomezana ny ratsam-batana artifisialy ( tanana fa indrindra ny…

COP29 : Mitaky tohana ara-bola betsaka kokoa ireo firenena marefo
Raharaham-pirenena

COP29 : Mitaky tohana ara-bola betsaka kokoa ireo firenena marefo

admin12 novembre 202412 novembre 2024

Fihaonambe iraisam-pirenena faha-29 mahakasika ny ady amin’ny fiovan’ny toetr’andro (COP29). Mandray anjara ao anatin’izany i Madagasikara noho isika iray amin’ireo firenena 197 mpikambana ao anatin’ny fifanarahan’ny Firenena Mikambana momba ny fiovan’ny toetr’andro…

Navigation des articles

Articles plus anciens
Articles plus récents

ledefi madagascar

ARTICLES RECENTS...

  • SADC : Cyril Ramaphosa salue le leadership du Président Andry Rajoelina
  • 45ᵉ Sommet de la SADC : Appel à la paix en RDC et à un cessez-le-feu immédiat à Gaza
  • Infrastructure : Premier tronçon de l’autoroute Tana- Toamasina inauguré
  • Andry Rajoelina prend la tête de la SADC jusqu’en 2026
  • CCI Ivato : Madagascar accueille le 45e Sommet de la SADC

LeDéfi WebTv

banniere

Categories

  • Actualités
  • Environnement
  • Politique
  • Raharaham-pirenena
  • Sociale
  • Sosialy
web tv

© LeDéfi Madagascar - Créé en 2017 - Membre de l'Ordre des Journalistes de Madagascar (OJM) et de l'Association Professionnelle de la Presse en Ligne à Madagascar (APPEL) / Tsy azo adika na alain-tahaka