⭕Nanao fanambarana niraisana indray ny Opérateur Mobile Money ary miantso ny solombavambahoaka isaky ny distrika, hiaro ny mpifidy azy ireo – manoloana ilay fikasana hampakatra ny hetra sy haba alaina amin’ny “transaction mobile money”.
⭕Hihena ny fidiram-bola ho an’ny fianakaviana mpanjifa izay ambany fidiram-bola ny ankamaroany ,miaina amin’ny komisiona Cash Points. Manodidina ny 200 miliara ariary isan-taona no karamaina noho ity sehatra ity, saingy amin’io hetra io dia efa ho 100 miliara ariary no hisy risika manjavona, hoy ny voalazan’ity fanambarana ity.