Fifidianana 11 Desambra 2024 : NY 8 , 72 % BIRAOM-PIFIDIANANA IHANY NO ARAHAN’NY SAFIDY MASO
Ny 8,72 % amin’ireo biraom-pifidianana voafaritry ny CENI ihany no arahan’ny SAFIDY maso amin’ny 11 desambra hanatanterahana ny fifidianana kaominaly sy monisipaly. Mampametra-panontaniana araka izany hoe : hatraiza ny « crédibilité » ny fanakianana entin’ity…