Mamy RAHARIMANANA: Naneho hevitra mikasika ny fifidianana ben’ny tanàna
▶Naneho hevitra mikasika ny fifidianana ben’ny tanàna amin’ny faha-11 Desambra 2024 izao ny antoko MAEVA na Madagasikara Endrika Vanona. Adidy amin’ny maha olom-pirenena ny mifidy ka manainga ny rehetra handeha hifidy ny…