Nohamafisina ny fanentanana amin’ny fisorohana ny fiparitahan’ny otrikaretina VIH eto Madagasikara
Tao anatin’ny famelabelaran-kevitra natao dia nisongadina loatra ,ny antontan’isa farany nivoaka, nandritra ny fihaonan’ny ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka sy ireo mpiara-miombon’antoka ara-bola sy ara-teknika,ny volana ôktôbra lasa teo. 0,4% amin’ny 9.407 isa no fantatra…






