Harilala Ramanantsoa : « EFA MAZAVA NY FANDRESENA… »
Raha ny antontan’isa voaray avy eny amin’ireo delege niasa tamin’ireo biraom-pifidianana samihafa, hoy Harilala Ramanatsoa, dia efa mazava ny fandresena. Efa nisy moa ny fisaorana nataony ho an’ireo rehetra nanohana azy na…






