Harilala RAMANANTSOA : NAFANA NY HETSIKA FARADOBOKA TENY AMIN’NY COLiSEUM ANTSONJOMBE
Nafana ny fihaonambe faradoboka nataon’ny Kandida Ben’ny Tanàna CUA laharana faha-7 Harilala RAMANANTSOA tetsy amin’ny Coliseum Antsonjombe. Feno hipoka ny toerana . Mazava ny sary tian’ny vahoaka ampitaina. Vonona hametraka fanantenana amin’i…






