Skip to content
Août 20, 2025

LeDéfi.Mg

Presse en Ligne et Web Tv

Bigyapaan Image
  • Actualités
    • Actualités
    • Politique
    • Sociale
    • Environnement
  • Raharaham-pirenena
    • Raharaham-pirenena
    • Sosialy
  • Contact
  • WebTv LeDéfi

Catégorie : Raharaham-pirenena

Ministeran’ny Tanora sy Fanatanjahan-tena : Ny « journaliste d’investigation » Randrianarisoa Riana Raymonde no voatendry talen’ny Serasera
Raharaham-pirenena

Ministeran’ny Tanora sy Fanatanjahan-tena : Ny « journaliste d’investigation » Randrianarisoa Riana Raymonde no voatendry talen’ny Serasera

admin23 janvier 202523 janvier 2025

🔵Nahazo tale vaovao hisahana ny Serasera ny eo anivon’ny ministeran’ny Tanora sy ny Fanatanjahan-tena. Tsy iza izany fa Randrianarisoa Riana Raymonde – Mpanao gazety Mpanao fanadihadiana lalina na « journaliste d’investigation ». 🔵Vonona hitondra…

Lalana eto Antananarivo : Vita ny fanamboarana teo amin’ny Rond Point La City Ivandry
Raharaham-pirenena

Lalana eto Antananarivo : Vita ny fanamboarana teo amin’ny Rond Point La City Ivandry

admin20 janvier 202520 janvier 2025

Misosa ny fifamoivoizana eo anolon’ny Rond Point La City Ivandry amin’izao.Vita soa aman-tsara ny asa fanarenana natao tamin’izany. Ny ministeran’ny Asa Vaventy sy ireo mpiara-miombon’antoka aminy no nanatanteraka ny asa .  »…

Ho hatevenina ny fidinan’ireo lehiben’ny zandary hatrany ambanivohitra
Raharaham-pirenena

Ho hatevenina ny fidinan’ireo lehiben’ny zandary hatrany ambanivohitra

admin17 janvier 202517 janvier 2025

Mametraka hatrany ho laharam-pahamehana amin’ny ady amin’ny tsy fandriam-pahalemana manerana an’i Madagasikara ny eo anivon’ny zandarimariam-pirenena. Na dia efa hita soritra aza ny ezaka dia tsy mikely soroka ireo lehibe isan’ambaratongany ao…

Andry Rajoelina : Zava – dehibe ny fitandroana ny « Stabilité »
Raharaham-pirenena

Andry Rajoelina : Zava – dehibe ny fitandroana ny « Stabilité »

admin14 janvier 202514 janvier 2025

Noho izao taona vaovao izao dia tonga niarahaba sy nirary soa ny Filoha mivady teny Iavoloha ry zareo avy ao amin’ny HCC, ireo governora, ireo avy amin’ny “communautee royale”,ireo mpanakanto sy ry…

Nanamafy ny fahatokisany ny Foloalindahy ny filoha Andry Rajoelina
Raharaham-pirenena

Nanamafy ny fahatokisany ny Foloalindahy ny filoha Andry Rajoelina

admin13 janvier 202513 janvier 2025

Nanamafy ny fahatokisany ny Foloalindahy ny Filoha Andry Rajoelina, ary nanao antso avo amin’ny hitandroana hatrany ny firaisankina eo anivon’izy ireo, na amin’ireo manam-boninahitra izany, na ireo manam-boninahitra lefitra, na ireo miaramila…

NISY NAMAKY NY FASAN’NY ANDRIAMBE RAZAKARATRIMO ( RAY NITERAKA NY MPANJAKA RANAVALONA II )
Raharaham-pirenena Sosialy

NISY NAMAKY NY FASAN’NY ANDRIAMBE RAZAKARATRIMO ( RAY NITERAKA NY MPANJAKA RANAVALONA II )

admin11 janvier 202511 janvier 2025

Fantatra ankehitriny fa nisy namaky ny fasana nanafenana ny Andriambe RAZAKARATRIMO ( Ray niteraka ny Mpanjaka vavy RANAVALONA faha-II ). Io toerana misy ny fasana io moa dia tsy aiza fa etsy…

ATR 72-500 niainga tany Antsiranana : Tonga teo Ivato tamin’ny 5 ora sy 55 mn hariva
Raharaham-pirenena

ATR 72-500 niainga tany Antsiranana : Tonga teo Ivato tamin’ny 5 ora sy 55 mn hariva

admin3 janvier 20253 janvier 2025

Manoloana ny famoahan’i Fleury Rakotomalala tao anaty pejy fesibokiny fa :  » en panne eto Diego ity avion Tsaradia vaovao be ity…. » androany 03 janoary 2025, nanodidina tamin’ny 3 ora sy 30…

Taona 2024 : MBOLA MISY NY MINISTRA TSY FANTR’OLONA MIHITSY
Raharaham-pirenena

Taona 2024 : MBOLA MISY NY MINISTRA TSY FANTR’OLONA MIHITSY

admin31 décembre 202431 décembre 2024

▶️Hivalona androany ny taona 2024. Rehefa faran’ny taona toa izao dia fomba ny manao tombana. Ny hita aloha hatreto dia misimisy ihany ireo ministra  » tsisy résultat ».Na marika famantarana hitan’ny vahoaka ety…

An’iza marina ireo volamena 53,7 Kg tratra
Raharaham-pirenena

An’iza marina ireo volamena 53,7 Kg tratra

admin31 décembre 202431 décembre 2024

An’iza marina ireo volamena 53,7 Kg tratra ny volana desambra 2024 teo ? Raha nanao tamban’ezaka mikasika ny volamena tratehaka ny volana desambra 2024 ny Fadintseranana dia mitotaly 67,5 kg ny volamena…

Afera volamena 53 Kg : TSY MBOLA VOASAMBOTRA ILAY CHEF DE SERVICE AO AMIN’NY MAE
Raharaham-pirenena

Afera volamena 53 Kg : TSY MBOLA VOASAMBOTRA ILAY CHEF DE SERVICE AO AMIN’NY MAE

admin27 décembre 202427 décembre 2024

▶Natao tao anaty valizy diplomatika ny volameba 53,7 Kg saika alefa any Dubai – ny alatsinainy teo.Mpiasa teo anivon’ny ministeran’ny RAHARAHAM-BAHINY no niketrika ny fandefasana izany ka nanao taratasy hosoka nanome alalana…

Navigation des articles

Articles plus anciens
Articles plus récents

ledefi madagascar

ARTICLES RECENTS...

  • SADC : Cyril Ramaphosa salue le leadership du Président Andry Rajoelina
  • 45ᵉ Sommet de la SADC : Appel à la paix en RDC et à un cessez-le-feu immédiat à Gaza
  • Infrastructure : Premier tronçon de l’autoroute Tana- Toamasina inauguré
  • Andry Rajoelina prend la tête de la SADC jusqu’en 2026
  • CCI Ivato : Madagascar accueille le 45e Sommet de la SADC

LeDéfi WebTv

banniere

Categories

  • Actualités
  • Environnement
  • Politique
  • Raharaham-pirenena
  • Sociale
  • Sosialy
web tv

© LeDéfi Madagascar - Créé en 2017 - Membre de l'Ordre des Journalistes de Madagascar (OJM) et de l'Association Professionnelle de la Presse en Ligne à Madagascar (APPEL) / Tsy azo adika na alain-tahaka