Toliara – Biodiversité: Hampiantrano ny Symposium voalohany
Toliara no hampiantrano ny Symposium voalohany momba ny zavamananaina an-dranomasina eto Madagasikara ,ny faha 2 sy 3 volana desambra ho avy izao. Symposium voalohany momba ny biodiversité an-dranomasina eto Madagasikara: Hetsika manan-danja…