Baolina kitra : HITADY VAHAOLANA HIALANA AMIN’NY FAHARESENA LAVA NY FEDERASIONA
Tsy hipetra-potsiny manoloana ny faharesana lava mahazo ny ekipapirenena BAREA ny eo anivon’ny Federasiona Baolina Kitra na FMF fa vonona hitady vahaolana.Hatomboka amin’ny fakan-kevitry ny mpisehatra rehetra izany. Noho izany indrindr dia…