Antoko AVANA : MIANTSO NY VAHOAKAN’ANTANANARIVO HIFIDY NY KANDIDA HARILALA RAMANTSOA
Manohana tsy misy fepetra ny kandida Harilala RAMANANTSOA ny antoko HAVANA izay tarihan’ny Dr Jean Louis ROBINSON. Nanao antso avo amin’ny vahoakan’Antananarivo izy ireo mba handatsa-bato ho an’ity kandidà vavy tokana ity.…






