Fampielezan-kevitra / Sabotsy – Namehana: NITOMBO HATRANY IREO NANARA-DIA AN ‘ I SITRAKA ANDRIANARIVAO LAHARANA FAHA-5
Feno dia feno ny fandaharam-potoana ho an’ny kandida laharana faha- 5 Sitraka Andrianarivao , kandida Ben’ny tanàna eto Sabotsy Namehana, androany sabotsy 23 Novambra 2024. Natomboka tamin’ny fitetezana ireo toerana samihafa :…