NOELIN’NY FITIA 2024 EO AMBOHIJATOVO
▶Azon’ny rehetra tsidihana hatramin’ny faha-5 janoary 2025 ny ravaka sy jiro maroloko etsy Ambohijatovo. Ny Filoham-pirenena Andry RAJOELINA moa no tonga nisantatra ny fisokafan’ity toerana mahafinaritra etsy Ambohijatovo ity – ary nandritra…