Fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny taom-pambolena 2024-2025
Ho averina sompitry Madagasikara indray Ambatondrazaka eo amin’ny sehatry ny famokaram-bary. Antenaina ny hahatongavana amin’izany amin’ny fampiasana ireo teknika moderina sy zezika ary masomboly , hoy ny Governora Faritra Alaotra Mangoro Dr…






