Fikambanana Tanora Avaradrano Mandray Andraikitra : Nandray anjara tamin’ny fanarenana ny pavé simba teo Laniera Anosy Avaratra
Rehefa hitan’ireo mpikambana eo anivon’ny Fikambanana Tanora Avaradrano Mandray Andraikitra na TAMA ny fahasimban’ny pavé eo amin’ny lalana pavé mampitohy an’Antsofinondry Anosy Avaratra sy Ivato, dia nisy avy hatrany ny fandraisana anjara…







