CENI : LASIBATRY NY FAKE NEWS
▶️ Miato vonjimaika ny tranokalan’ny vaomieram-pirenena mahaleotena misahana ny fifidianana (CENI) noho ny fisian’ireo tsy mataho-tody manandrana » mi-pirate » miditra amin’izany tranokala izany ary manova ny vokatra izay taratry ny safidim-bahoaka. Efa…







