Andro ratsy : Ahiana hitondra orambe sy rivotra mahery vaika amin’ny sabotsy
Arahi-maso akaiky ankehitriny ilay andro ratsy Dikeledi izay mety hisy fiantraikany eto amintsika ny faran’ny herinandro izao.Raha ny vinavinan’ny mpamantatra toetrandro, dia hitondra orambe sy rivotra mifofofofo izy io. Amin’izao fotoana izao…







