NISY NAMAKY NY FASAN’NY ANDRIAMBE RAZAKARATRIMO ( RAY NITERAKA NY MPANJAKA RANAVALONA II )
Fantatra ankehitriny fa nisy namaky ny fasana nanafenana ny Andriambe RAZAKARATRIMO ( Ray niteraka ny Mpanjaka vavy RANAVALONA faha-II ). Io toerana misy ny fasana io moa dia tsy aiza fa etsy…







