Nanisana Ankadindramy : Roalahy nisy nitondra hiasa any Betroka maty lasan’ny rano !
Trangam-piaraha-monina mendrika hanaovana fanadihadian’ny tompon’andraikitra isan-tokony ary mila andraisana fepetra hentitra satria miendrika « traite de personne » na famarinana olona no mahazo ny tanora maromaro nalefan’ny Tambazotra iray eny Nanisana Ankerana Ankadindramy.…






