NIAINGA TAO SOANIERANA IVONGO NY SAMBO NITONDRA NY BAC HAPETRAKA AO IFASY RN6
Tsy niandry ela ny teo anivon’ny ministeran’ny Asa Vaventy fa niasa avy hatrany. Fampiharana ireo tapaka tamin’ny Filankevitry ny Minisitra ny alarobia teo iny – mikasika ny fametrahana Bac ao Ifasy RN6…






