ATR 72-500 niainga tany Antsiranana : Tonga teo Ivato tamin’ny 5 ora sy 55 mn hariva
Manoloana ny famoahan’i Fleury Rakotomalala tao anaty pejy fesibokiny fa : » en panne eto Diego ity avion Tsaradia vaovao be ity…. » androany 03 janoary 2025, nanodidina tamin’ny 3 ora sy 30…







