Hitafa mivantana amin’ny vahoaka Malagasy ao amin’ny TVM sy RNM ny Filoham-pirenena Malagasy rahampitso Alahady 10 Novambra 2024 amin’ny 8 ora alina
Fotoana izay hiresahany ny toe-draharaham -pirenena ankehitriny, toy ny olana mikasika ny famatsiana Jiro sy Rano.