Skip to content
Août 20, 2025

LeDéfi.Mg

Presse en Ligne et Web Tv

Bigyapaan Image
  • Actualités
    • Actualités
    • Politique
    • Sociale
    • Environnement
  • Raharaham-pirenena
    • Raharaham-pirenena
    • Sosialy
  • Contact
  • WebTv LeDéfi

Catégorie : Raharaham-pirenena

Toamasina – Fitaovana ho an’ny herinaratra : Tsy maintsy havoaka haingana ireo fitaovana ireo
Raharaham-pirenena

Toamasina – Fitaovana ho an’ny herinaratra : Tsy maintsy havoaka haingana ireo fitaovana ireo

admin12 novembre 202412 novembre 2024

Nanome fe-potoana hentitra ny Praiministra, amin’ny tsy maintsy hivoahan’ireo fitaovana rehetra ( efa tonga ao Toamasina )- ilaina amin’ny famahana ny olan’ny famatsian-jiro farafahatarany rahampitso Alarobia faha-13 novambra ho avy izao. Nanomboka…

HIVANTANA AO AMIN’NY TVM SY RNM NY FILOHA
Raharaham-pirenena

HIVANTANA AO AMIN’NY TVM SY RNM NY FILOHA

admin9 novembre 20249 novembre 2024

Hitafa mivantana amin’ny vahoaka Malagasy ao amin’ny TVM sy RNM ny Filoham-pirenena Malagasy rahampitso Alahady 10 Novambra 2024 amin’ny 8 ora alina Fotoana izay hiresahany ny toe-draharaham -pirenena ankehitriny, toy ny olana…

Fizarana rano eto an-drenivohitra : kamiô 42 no nahetsika
Raharaham-pirenena Sosialy

Fizarana rano eto an-drenivohitra : kamiô 42 no nahetsika

admin8 novembre 20248 novembre 2024

Nanao tatitra mikasika ny fizarana rano eto an-drenivohitra ny avy amin’ny ministeran’ny Rano sy ny Fidiovana.Tao anatin’ny 21 andro niasan’ilay vovonana COR dia avo fito heny noho ny teo aloha ny fatra…

FIRENENA FAHA-13 MANERATANY I MADAGASIKARA, FITONDRANA VOHOKA ALOHA LOATRA
Raharaham-pirenena Sosialy

FIRENENA FAHA-13 MANERATANY I MADAGASIKARA, FITONDRANA VOHOKA ALOHA LOATRA

admin8 novembre 20248 novembre 2024

«Mbola tsy voahaja ny zon’ny tanora hisitraka fanabeazana ara-pananahana feno, ka tsy hahafahany tena mandray fanapahan-kevitra voalanjalanja.» «firenena faha-13 maneran-tany, eo amin’ny fitondrana vohoka aloha loatra i Madagasikara ,araka ny antontan’isa navoakan’ny…

AMPIAKARINA NY FISOTROAN-DRONONON’IREO 80 TAONA NOHO NY MIAKATRA
Raharaham-pirenena Sosialy

AMPIAKARINA NY FISOTROAN-DRONONON’IREO 80 TAONA NOHO NY MIAKATRA

admin7 novembre 20247 novembre 2024

Fiahiana ara-tsosialy Cnaps : AMPIAKARINA NY FISOTROAN-DRONONON’IREO 80 TAONA NOHO NY MIAKATRA SY NY PENSION DE VEUVAGE IZAY SAMBANY VAO NISY FAMPIAKARANA Tsara tantana ny vola miditra ao amin’ny Cnaps ka sambany no…

Antsirabe – Tanora manao fanabeazana aizana : Mbola tsy ampy taona ny ankamaroany
Raharaham-pirenena Sosialy

Antsirabe – Tanora manao fanabeazana aizana : Mbola tsy ampy taona ny ankamaroany

admin6 novembre 20246 novembre 2024

Mbola tsy ampy taona avokoa ny ampahatelon’ireo olona tonga manatona ny CSB II Ambalavato, Faritra Vakinankaratra, Distrika Antsirabe I, hisitraka tolotra fanabeazana aizana raha 80 – 100 isan’ndro . «Mpianatry amin’ny lisea…

Mpitsara naato tamin’ny asany : NIAINGA TAMIN’NY FITARAINAN’NY OLON-TSOTRA SY NY FITSIRIHANA NATAON’NY BIANCO
Raharaham-pirenena

Mpitsara naato tamin’ny asany : NIAINGA TAMIN’NY FITARAINAN’NY OLON-TSOTRA SY NY FITSIRIHANA NATAON’NY BIANCO

admin4 novembre 20244 novembre 2024

Manoloana ny fanapahan-kevitra izay noraisin’ny Mpitahiry Fitombokasem-Panjakana, Minisitry ny Fitsarana izay nampiato mpitsara efatra, avy ao amin’ny Fampanoavan’ny Fitsarana Ambaratonga voalohany Antananarivo, tamin’ny asany noho ny fahadisoana arak’asa. Ny Ministeran’ny Fitsarana dia…

𝙁𝘼𝙉𝘼𝘽𝙀𝘼𝙕𝘼𝙉𝘼 𝘼𝙍𝘼-𝙋𝘼𝙉𝘼𝙉𝘼𝙃𝘼𝙉A : Tokony hanampy hanampy koa ny any an-tsekoly
Raharaham-pirenena Sosialy

𝙁𝘼𝙉𝘼𝘽𝙀𝘼𝙕𝘼𝙉𝘼 𝘼𝙍𝘼-𝙋𝘼𝙉𝘼𝙉𝘼𝙃𝘼𝙉A : Tokony hanampy hanampy koa ny any an-tsekoly

admin2 novembre 20242 novembre 2024

Nanamafy ny fahaiza – manao ireo mpanao gazety mamolavola sy manoratra ary misehatra amin’ny tontolon’ny zo sy fahasalamana ara-pananahana , raha fantatra fa mbola sarotra amin’ny ray aman-dreny ny miresaka ny fanabeazana…

Navigation des articles

Articles plus récents

ledefi madagascar

ARTICLES RECENTS...

  • SADC : Cyril Ramaphosa salue le leadership du Président Andry Rajoelina
  • 45ᵉ Sommet de la SADC : Appel à la paix en RDC et à un cessez-le-feu immédiat à Gaza
  • Infrastructure : Premier tronçon de l’autoroute Tana- Toamasina inauguré
  • Andry Rajoelina prend la tête de la SADC jusqu’en 2026
  • CCI Ivato : Madagascar accueille le 45e Sommet de la SADC

LeDéfi WebTv

banniere

Categories

  • Actualités
  • Environnement
  • Politique
  • Raharaham-pirenena
  • Sociale
  • Sosialy
web tv

© LeDéfi Madagascar - Créé en 2017 - Membre de l'Ordre des Journalistes de Madagascar (OJM) et de l'Association Professionnelle de la Presse en Ligne à Madagascar (APPEL) / Tsy azo adika na alain-tahaka