FENO ANDEKALEKA – MIATO NY DELESTAZY MIFANDIMBY
Nanao fanambarana ny eo anivon’ny Jirama fa miaato ny fahatapahan-jiro mifandimby.Amin’izao fahatongavan’ny orana izao dia efa miasa satria feno ny toho-drano ao amin’ny tobi-pamokarana ao Andekaleka. Nampahatsiahy kosa anefa ny Jirama fa…