Cyclone DIKELEDI : Hiditra an-tanety ao Antsiranana sy Vohémar anio hariva
Raha ny vaovao nampitain’ny Foibe Famantarana ny toetrandro, anio sabotsy 11 janoary 2025, dia tany amin’ny 220 Km Avaratra Atsinanan’i Vohemar no nisy nyfoiben’ilay Cyclone Tropical DIKELEDI , ny tamin’ny 08 ora…






