MTP : Fandraisana an-tanana ny fihotsahan’ny sombin-dàlana etsy Antsahabe
Nahitana fihotsahana nanamorona nyampahan-dalana miakatra an’Antsahabe. Nisy ny fidinana ifotony notanterahan’ny ekipan’ny Fitaleavam-paritry Asa Vaventy (DRTP) Analamanga sy ny Fitaleavana misahana ny hamehana (DAU) Ary ny Kaominina Antananarivo Renivohitra ( CUA), nijery…






