Andohalo – Mausolée – Analakely – Soanierana : Mihazakazaka ny asa fanamboaran-dalana eto Antananarivo Renivohitra
Antananarivo 26 Marsa 2025 – Toerana maro eto an-drenivohitra no misy fanamboaran-dalana tanterahan’ny Ministeran’ny Asa Vaventy amin’izao fotoana izao : Isan’izany ny lalana miakatra an’ Andohalo miakatra eny amin’ny Rovan’i Madagasikara iny,…






