Filoha Andry RAJOELINA : « MIKORIANA ATO AMIKO NY FITIAVAN-TANINDRAZANA – ARY TSY MAINTSY TANTERAKO NY FAMPANDROSOANA AN’I MADAGASIKARA… »
Efa azontsika ny fahaleovan-tena saingy mbola mila miasa mafy isika mba hahazoatsika ny tena fahaleovan-tena dia ny fahaleovan-tena ara-tsakafo, ny hanatsarana ny fari-piainan’ny malagasy izany, hoy ny Filoham-pirenena Andry RAJOELINA – Sady…






