Skip to content
Juin 2, 2025

LeDéfi.Mg

Presse en Ligne et Web Tv

Bigyapaan Image
  • Actualités
    • Actualités
    • Politique
    • Sociale
    • Environnement
  • Raharaham-pirenena
    • Raharaham-pirenena
    • Sosialy
  • Contact
  • WebTv LeDéfi

Catégorie : Sosialy

APIPA : Nitohy teny Ambodimita , Anosivavaka , Masay ny fanadiovana lakandrano
Sosialy

APIPA : Nitohy teny Ambodimita , Anosivavaka , Masay ny fanadiovana lakandrano

admin3 mars 20253 mars 2025

Izay tsara fiomanana ihany no tsy tampohan’ny loza ary tafiditra anatin’ny fiomanana anatin’izao fotoam-pahavaratra izao ireo asa maro notontosain’ny ekipan’ny APIPA nanomboka ny herinandro lasa teo. Mitohy foana tokoa ny asa eo…

Filoha Andry RAJOELINA teny Anosizato :  » Nahitana fihenana ny isan’ny traboina noho ny fiomanana mialoha « 
Raharaham-pirenena Sosialy

Filoha Andry RAJOELINA teny Anosizato :  » Nahitana fihenana ny isan’ny traboina noho ny fiomanana mialoha « 

admin20 février 202520 février 2025

Tonga nijery ifotony ireo traboina noho ny rotsak’orana nifanesy teto Antananarivo – tetsy Anosizato Andrefana ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina. Nitondra fanampiana sy fanohanana ireo traboina ny tenany nandritra izany. Nanazava izy fa…

Filoha Andry RAJOELINA : Nandefa iraka manokana nitondra fanampiana ireo traboina teny Anosizato Andrefana
Raharaham-pirenena Sosialy

Filoha Andry RAJOELINA : Nandefa iraka manokana nitondra fanampiana ireo traboina teny Anosizato Andrefana

admin18 février 202518 février 2025

Manoloana ny fisian’ny traboina noho ny fiakaran’ny rano eto Antananarivo dia nandray andraikitra ny Fiadidiana ny Repoblika amin’ny alalan’ny Direction des Affaires Sociales na Das. Nisy araka izany ny iraka manokana avy…

Fahabetsahan’ny rotsakorana sy fiakaran’ny rano : Foana ny fampitandremana miloko mena
Raharaham-pirenena Sosialy

Fahabetsahan’ny rotsakorana sy fiakaran’ny rano : Foana ny fampitandremana miloko mena

admin17 février 202517 février 2025

Foana ny filazana loza mitatao na ny fampitandremana miloko mena amin’ny fiakaran’ny rano, araka ny tatitra sy ny vaovao ofisialy nivoaka androany tamin’ny 07 Ora maraina. Niova ho fampitandremana miloko mavo na…

Distrika Marolambo : MISY MINIA MAMPIFANGARO NY SEHATRY NY FAHASALAMANA SY NY POLITIKA
Sosialy

Distrika Marolambo : MISY MINIA MAMPIFANGARO NY SEHATRY NY FAHASALAMANA SY NY POLITIKA

admin6 février 20256 février 2025

Tsy tokony hidiran’ny disadisa politika mihitsy ny raharahan’ny asan’ny mpisehatra ara-pahasalamana, indrindra ny zava-misy ao amin’ny Distrikan’i Marolambo.Noho ny ady tombontsoa sy mifandray amin’ny resaka politika tokoa mantsy dia iharan’ny antsojay ny…

NIAINGA TAO SOANIERANA IVONGO NY SAMBO NITONDRA NY BAC HAPETRAKA AO IFASY RN6
Sosialy

NIAINGA TAO SOANIERANA IVONGO NY SAMBO NITONDRA NY BAC HAPETRAKA AO IFASY RN6

admin29 janvier 202529 janvier 2025

Tsy niandry ela ny teo anivon’ny ministeran’ny Asa Vaventy fa niasa avy hatrany. Fampiharana ireo tapaka tamin’ny Filankevitry ny Minisitra ny alarobia teo iny – mikasika ny fametrahana Bac ao Ifasy RN6…

Malaza Ampitatafika : EFA VITA NY 70 % -N’ILAY FEFILOHA VONJIMAIKA
Sosialy

Malaza Ampitatafika : EFA VITA NY 70 % -N’ILAY FEFILOHA VONJIMAIKA

admin28 janvier 202528 janvier 2025

Nandritra ny efatra andro tsy ankijanona no nananganana ny fefiloha vonjimaika ho fanavotana ny fahavakisana tetsy Malaza Ampitatafika.Nanatrimaso ny firosoan’izany asa fanarenana izany ny avy amin’ny Ministeran’ny Fanajariana ny Tany sy ny…

Nanisana Ankadindramy : Roalahy nisy nitondra hiasa any Betroka maty lasan’ny rano !
Sosialy

Nanisana Ankadindramy : Roalahy nisy nitondra hiasa any Betroka maty lasan’ny rano !

admin26 janvier 202526 janvier 2025

Trangam-piaraha-monina mendrika hanaovana fanadihadian’ny tompon’andraikitra isan-tokony ary mila andraisana fepetra hentitra satria miendrika « traite de personne  » na famarinana olona no mahazo ny tanora maromaro nalefan’ny Tambazotra iray eny Nanisana Ankerana Ankadindramy.…

Tetezana eo Amborondolo Commune Ilanjana : Efa vonona ny famantsiam-bola anaty Fonds Routiers 2025 hanarenana azy io
Sosialy

Tetezana eo Amborondolo Commune Ilanjana : Efa vonona ny famantsiam-bola anaty Fonds Routiers 2025 hanarenana azy io

admin22 janvier 202522 janvier 2025

Ny fanadihadiana natao no nahalalana fa efa vonona ny famatsiam-bola ao anatin’ny Fonds Routiers 2025 entina hanarenana ny tetezana eo Amborondolo Commune Ilanjana – mampitohy ny distrika Manandriana tapany andrefana sy distrika…

 » Prime exceptionnelle  » – Vola mitentina 388.162.000 ariary avy amin’ny Filoham-pirenana
Sosialy

 » Prime exceptionnelle  » – Vola mitentina 388.162.000 ariary avy amin’ny Filoham-pirenana

admin20 janvier 202520 janvier 2025

Isan’ny fomba fiasa vaovao apetraka moa dia hoe izay miasa tsara sy anaty fahintsina, ary mahazo vokatra tsara dia omena fankasitrahana. Izay indrindra no teboka faha roa amin’ny fidiana ifotony nataon’ny filoha…

Navigation des articles

Articles plus anciens

ledefi madagascar

ledefi

ARTICLES RECENTS...

  • Andry Rajoelina appelle les Malgaches à hisser le drapeau national en signe de patriotisme 
  • Sahara marocain : Le Royaume-Uni appuie fermement le plan d’autonomie marocain comme solution « la plus crédible et pragmatique »
  • RN5 Toamasina–Foulpointe : lancement officiel des travaux de réhabilitation
  • Infrastructures : des ponts modulaires pour pallier les coupures durant la saison cyclonique
  • Madagascar : visite d’État de la Présidente de la Slovénie le 3 juin

LeDéfi WebTv et Presse en ligne : 034 05 515 47

Categories

  • Actualités
  • Environnement
  • Politique
  • Raharaham-pirenena
  • Sociale
  • Sosialy
baniera

© LeDéfi Madagascar - Créé en 2017 - Membre de l'Ordre des Journalistes de Madagascar (OJM) et de l'Association Professionnelle de la Presse en Ligne à Madagascar (APPEL) / Tsy azo adika na alain-tahaka