Tsy fananan’asa : Olana goavana ho an’ny tanora eto Toamasina
Olana goavana atrehin’ny tanora eto Toamasina ny tsy fananan’asa. Tsy mijanona fotsiny amin’izao anefa ireo tompon’andraiki-panjakana fa mitady vahaolana entina miatrika izany. Ny teo anivon’ny Faritra Atsinanana manokana dia efa nanomboka niasa…