Djabala Nosy Be : NAHAZO EPP MAHAZAKA MPIANATRA 560
Nitohy avy hatrany amin’ny fitokanana ny EPP manarapenitra vaovao ao amin’ny fokontany Djabala ny fandaharam-potoanan’ny Filoham-pirenena sy ireo delagasiona notarihiny ny zoma 23 mey 2025. Mahazaka mpianatra 560 izany EPP vaovao izany,…