π™π˜Όπ™‰π˜Όπ˜½π™€π˜Όπ™•π˜Όπ™‰π˜Ό π˜Όπ™π˜Ό-π™‹π˜Όπ™‰π˜Όπ™‰π˜Όπ™ƒπ˜Όπ™‰A : Tokony hanampy hanampy koa ny any an-tsekoly

remapsen

Nanamafy ny fahaiza – manao ireo mpanao gazety mamolavola sy manoratra ary misehatra amin’ny tontolon’ny zo sy fahasalamana ara-pananahana , raha fantatra fa mbola sarotra amin’ny ray aman-dreny ny miresaka ny fanabeazana ara-pananahana amin’ny ankizy sy ny tanora ao an-tokatrano .

Isan’ireo Nandray anjara amin’ny fanamafisana ny fahaiza manao ho an’ireo mpanao Gazety tao Antsirabe naharitra telo andro , niarahana amin’ny Remapsen ny mpanao Gazety ato aminy Le dΓ©fi Madagascar,Lycia Andrianirina manampy fahalalana entina manabe sy mampita ny vaovao hoan’ny mpamaky .