Fidinan’ny vidin-tsolika : EFA MIOMANA AMIN’NY FANITSIANA NY SARAN-DALANA IREO MPITATITRA
Nisy ny fanambarana miaraka nataon’ireo Mpitantana Tobim-piantsonana (Gare routière) zotra rezionaly sy nasionaly, miankina sy tsy miankina (privé) amin’ny Fanjakana ary ny Mpitatitra, androany, 23 Janoary 2025 tetsy amin’ny Minisiteran’ny Fitanterana sy…






