Filoha Andry RAJOELINA : Nandefa iraka manokana nitondra fanampiana ireo traboina teny Anosizato Andrefana
Manoloana ny fisian’ny traboina noho ny fiakaran’ny rano eto Antananarivo dia nandray andraikitra ny Fiadidiana ny Repoblika amin’ny alalan’ny Direction des Affaires Sociales na Das. Nisy araka izany ny iraka manokana avy…






