Andro iraisam-pirenena ho an’ny tontolo iainana: Hifantoka amin’ny ady amin’ny fiparitahan’ny fako plastika
« Mettre fin à la pollution plastique mondiale ». Io no lohahevitra nosafidian’ny firenena mikambana ho an’ny firenena rehetra maneran- tany mandritra ny fanamarihana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny tontolo iainana na ny…







