Skip to content
Juin 3, 2025

LeDéfi.Mg

Presse en Ligne et Web Tv

Bigyapaan Image
  • Actualités
    • Actualités
    • Politique
    • Sociale
    • Environnement
  • Raharaham-pirenena
    • Raharaham-pirenena
    • Sosialy
  • Contact
  • WebTv LeDéfi

Catégorie : Raharaham-pirenena

Nohamafisina ny fitandroana ny filaminana eto Toamasina
Raharaham-pirenena

Nohamafisina ny fitandroana ny filaminana eto Toamasina

admin5 mars 20255 mars 2025

🔲Nahazo vahana ny tsy fandriam-pahalemana teto Toamasina ary isan’ny tranga manamarina izany iny tsatok’antsy nahafaty tovolahy teny Ambolomadinika iny.Teo anatrehan’izany dia nivory maika – tao amin’ny Lapan’ny Faritra Atsinanana ny tompon’andraikitra isan-tokony…

Filoha Andry RAJOELINA teny Anosizato :  » Nahitana fihenana ny isan’ny traboina noho ny fiomanana mialoha « 
Raharaham-pirenena Sosialy

Filoha Andry RAJOELINA teny Anosizato :  » Nahitana fihenana ny isan’ny traboina noho ny fiomanana mialoha « 

admin20 février 202520 février 2025

Tonga nijery ifotony ireo traboina noho ny rotsak’orana nifanesy teto Antananarivo – tetsy Anosizato Andrefana ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina. Nitondra fanampiana sy fanohanana ireo traboina ny tenany nandritra izany. Nanazava izy fa…

Filoha Andry RAJOELINA : Nandefa iraka manokana nitondra fanampiana ireo traboina teny Anosizato Andrefana
Raharaham-pirenena Sosialy

Filoha Andry RAJOELINA : Nandefa iraka manokana nitondra fanampiana ireo traboina teny Anosizato Andrefana

admin18 février 202518 février 2025

Manoloana ny fisian’ny traboina noho ny fiakaran’ny rano eto Antananarivo dia nandray andraikitra ny Fiadidiana ny Repoblika amin’ny alalan’ny Direction des Affaires Sociales na Das. Nisy araka izany ny iraka manokana avy…

Fahabetsahan’ny rotsakorana sy fiakaran’ny rano : Foana ny fampitandremana miloko mena
Raharaham-pirenena Sosialy

Fahabetsahan’ny rotsakorana sy fiakaran’ny rano : Foana ny fampitandremana miloko mena

admin17 février 202517 février 2025

Foana ny filazana loza mitatao na ny fampitandremana miloko mena amin’ny fiakaran’ny rano, araka ny tatitra sy ny vaovao ofisialy nivoaka androany tamin’ny 07 Ora maraina. Niova ho fampitandremana miloko mavo na…

Fake news  » ilay  taratasy miparitaka milaza fa naaato ny fanendrena #PDS ao Antsiranana.
Raharaham-pirenena

Fake news  » ilay taratasy miparitaka milaza fa naaato ny fanendrena #PDS ao Antsiranana.

admin11 février 202511 février 2025

🔲 »Fake news  » ilay taratasy miparitaka milaza fa nahaton’ny minisiteran’ ny Fitsinjaram-pahefana ny fanendrena #PDS ao Antsiranana. Nanao fanambarana ny MFFT na ny Ministeran’ny Fitsinjaram-pahefana sy Fanajariana fa vaovao sandoka sy hosoka…

Fanolorana Masomboly sy zezika tao Tanambe : Nanotrona izany koa ny Gouverneur par intérim Région Atsinanana Andry Rakotovao
Raharaham-pirenena

Fanolorana Masomboly sy zezika tao Tanambe : Nanotrona izany koa ny Gouverneur par intérim Région Atsinanana Andry Rakotovao

admin4 février 20254 février 2025

👉Isan’ireo manampahefana nanotrona sy nanome haja ny lanonana fanolorana Masomboly sy zezika ho an’ny Tantsaha , andiany voalohany – notanterahana tao Tanambe , omaly ny Governora Mpisolo toerana Faritra Atsinanana – #Andry_RAKOTOVAO…

Autoroute Tana – Toamasina : Hisy ny asa maika hanarenana an’ireo tanimbary vitsivitsy tototry ny atsanga
Raharaham-pirenena

Autoroute Tana – Toamasina : Hisy ny asa maika hanarenana an’ireo tanimbary vitsivitsy tototry ny atsanga

admin28 janvier 202528 janvier 2025

Noho ny orambe nisesy ireny dia nokaohin’ny riaka ny ampahany kely amin’ny lalana – misy ny fanorenana eny amin’ny Tetikasa Autoroute Tana- Toamasina. Nivarina tany amina tanimbary vitsivitsy manamorona ny tetikasa izany.Hisy…

Naina ANDRIANTSITOHAINA :  » Ampy izay ny adilahy politika… »
Raharaham-pirenena

Naina ANDRIANTSITOHAINA :  » Ampy izay ny adilahy politika… »

admin24 janvier 202524 janvier 2025

Antananarivo 24 janoary 2024 – Sady nitsodrano ny ben’ny tanàna vaovao Harilala RAMANANTSOA no nandefa hafatra ho an’ny mpanao politika ny minisitry ny Fanajariana ny Tany sy ny Fitsinjaram-pahefana Naina ANDRIANTSITOHAINA. Ampy…

Fidinan’ny vidin-tsolika : EFA MIOMANA AMIN’NY FANITSIANA NY SARAN-DALANA IREO MPITATITRA
Raharaham-pirenena

Fidinan’ny vidin-tsolika : EFA MIOMANA AMIN’NY FANITSIANA NY SARAN-DALANA IREO MPITATITRA

admin23 janvier 202523 janvier 2025

Nisy ny fanambarana miaraka nataon’ireo Mpitantana Tobim-piantsonana (Gare routière) zotra rezionaly sy nasionaly, miankina sy tsy miankina (privé) amin’ny Fanjakana ary ny Mpitatitra, androany, 23 Janoary 2025 tetsy amin’ny Minisiteran’ny Fitanterana sy…

Navigation des articles

Articles plus anciens

ledefi madagascar

ledefi

ARTICLES RECENTS...

  • Andry Rajoelina appelle les Malgaches à hisser le drapeau national en signe de patriotisme 
  • Sahara marocain : Le Royaume-Uni appuie fermement le plan d’autonomie marocain comme solution « la plus crédible et pragmatique »
  • RN5 Toamasina–Foulpointe : lancement officiel des travaux de réhabilitation
  • Infrastructures : des ponts modulaires pour pallier les coupures durant la saison cyclonique
  • Madagascar : visite d’État de la Présidente de la Slovénie le 3 juin

LeDéfi WebTv et Presse en ligne : 034 05 515 47

Categories

  • Actualités
  • Environnement
  • Politique
  • Raharaham-pirenena
  • Sociale
  • Sosialy
baniera

© LeDéfi Madagascar - Créé en 2017 - Membre de l'Ordre des Journalistes de Madagascar (OJM) et de l'Association Professionnelle de la Presse en Ligne à Madagascar (APPEL) / Tsy azo adika na alain-tahaka